2 Samoela 5:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Rehefa henon’ny Filistinina fa nohosorana ho mpanjakan’ny Israely i Davida,+ dia niakatra hitady an’i Davida izy rehetra.+ Henon’i Davida izany, ka nidina tany amin’ny toerana fiafenany+ izy. 2 Samoela 5:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Niakatra indray ny Filistinina tatỳ aoriana, ka niparitaka teny amin’ny Lohasahan’ny* Refaima.+
17 Rehefa henon’ny Filistinina fa nohosorana ho mpanjakan’ny Israely i Davida,+ dia niakatra hitady an’i Davida izy rehetra.+ Henon’i Davida izany, ka nidina tany amin’ny toerana fiafenany+ izy.