3 Hoy anefa izy ireo: “Aza mandeha ianao,+ fa raha izahay no mandositra, dia tsy hiraharaha anay ry zareo. Ary na ny antsasany aminay aza no maty, dia tsy hiraharaha anay ry zareo, satria ny 10 000 aminay no mitovy aminao.+ Tsara kokoa raha avy eto an-tanàna ianao no mandefa fanampiana ho anay.”