FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 2 Samoela 21:8-11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 Nalain’ny mpanjaka àry i Armony sy Mefiboseta, zanak’i Rizpa+ zanakavavin’i Aia, dia izy roa lahy naterany tamin’i Saoly. Nalainy koa ny zanak’i Mikala*+ zanakavavin’i Saoly, dia izy dimy lahy naterany tamin’i Adriela+ zanak’i Barzilay Meholatita. 9 Ary natolony an’ireo Gibeonita izy ireo, ka nahanton’ny Gibeonita teo an-tendrombohitra, teo anatrehan’i Jehovah, ny fatin’izy ireo.+ Niara-maty daholo izy fito. Teo am-piandohan’ny fijinjana izy ireo no novonoina ho faty, izany hoe rehefa nanomboka ny fijinjana vary orza. 10 Ary naka lamba gony i Rizpa+ zanakavavin’i Aia, ka novelariny teo ambony vatolampy. Dia nijanona teo izy nanomboka tamin’ny fiandohan’ny fotoam-pijinjana, ka mandra-pilatsaky ny orana avy any an-danitra teo amin’ireo faty. Tsy navelany hisy vorona hipetraka teo amin’izy ireo nandritra ny andro, ary nosakanany tsy hanatona teo koa ny bibidia tany an-tsaha nandritra ny alina.

      11 Nisy nitantara tamin’i Davida ny zavatra nataon’i Rizpa zanakavavin’i Aia sady vadikelin’i Saoly.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara