1 Samoela 17:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Hoy koa izy: “Avia izay sahy hiady amiko ianareo miaramilan’ny Israely ireo!*+ Andefaso lehilahy iray aho hifanandrina amiko!” 1 Samoela 17:45 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 45 Hoy i Davida taminy: “Ianao hiady amiko amin’ny sabatra sy lefona ary lefom-pohy,+ fa izaho kosa hiady aminao amin’ny anaran’i Jehovah Tompon’ny tafika,+ ilay Andriamanitry ny tafiky ny Israely izay nilanao ady.+ 2 Mpanjaka 19:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Mila ady amin’iza ianao, ary maniratsira an’iza?+ Iza no tabatabainao,+Ary mianjonanjona amin’iza ianao? Tsy amin’iza fa amin’Ilay Masin’ny Israely!+
10 Hoy koa izy: “Avia izay sahy hiady amiko ianareo miaramilan’ny Israely ireo!*+ Andefaso lehilahy iray aho hifanandrina amiko!”
45 Hoy i Davida taminy: “Ianao hiady amiko amin’ny sabatra sy lefona ary lefom-pohy,+ fa izaho kosa hiady aminao amin’ny anaran’i Jehovah Tompon’ny tafika,+ ilay Andriamanitry ny tafiky ny Israely izay nilanao ady.+
22 Mila ady amin’iza ianao, ary maniratsira an’iza?+ Iza no tabatabainao,+Ary mianjonanjona amin’iza ianao? Tsy amin’iza fa amin’Ilay Masin’ny Israely!+