FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 2 Samoela 16:21
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 21 Hoy àry i Ahitofela: “Manaova firaisana amin’ireo vadikelin-drainao,+ izay nasainy nijanona mba hikarakara ny trano.*+ Dia ho ren’ny Israely rehetra fa nataonao izay hankahalan’ny dadanao anao, ka vao mainka hahazo hery ny mpanohana anao.”

  • 1 Mpanjaka 2:22
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 22 Dia hoy i Solomona Mpanjaka tamin-dreniny: “Fa maninona ianao no mangataka an’i Abisaga Sonemita ho an’i Adonia? Maninona raha angatahina ho azy koa ny fanjakana?+ Zokiko+ izy tsinona sady manohana azy i Abiatara mpisorona sy Joaba+ zanak’i Zeroia.”+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara