FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Salamo 18:47
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 47 Mamaly ny ratsy atao amiko ilay tena Andriamanitra;+

      Ataony lasa manaiky ahy ireo firenena.

  • Salamo 110:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 110 Hoy i Jehovah tamin’ny Tompoko:

      “Mipetraha eto ankavanako+

      Mandra-panaoko ny fahavalonao ho fitoeran-tongotrao.”+

  • Salamo 144:1, 2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 144 Hoderaina anie i Jehovah, ilay Vatolampiko,+

      Izay mampiofana ny tanako hamely,

      Sy mampiofana ny rantsantanako hiady.+

       2 Tia ahy sy tsy mivadika amiko izy ary manda fiarovana ho ahy,

      Fialofana azoko antoka* sy mpanafaka ahy,

      Ilay ampingako sy Ilay azoko ialofana,+

      Dia Ilay mahatonga an’ireo firenena hanaiky ahy!+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara