-
Genesisy 49:1Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
49 Ary nantsoin’i Jakoba ny zanany lahy, ka hoy izy: “Avia daholo ianareo fa holazaiko anareo izay hitranga aminareo any am-parany any.
-
-
Deoteronomia 33:1Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
33 Izao no tsodrano nolazain’i Mosesy, lehilahin’Andriamanitra, rehefa nitso-drano ny Israelita izy talohan’ny nahafatesany.+
-