Asan’ny Apostoly 1:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 “Ry rahalahy, tsy maintsy tanteraka ny Soratra Masina, izany hoe ny faminaniana nolazain’ny fanahy masina tamin’ny alalan’i Davida momba an’i Jodasy,+ ilay nitarika an’ireo nisambotra an’i Jesosy.+ 2 Petera 1:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
16 “Ry rahalahy, tsy maintsy tanteraka ny Soratra Masina, izany hoe ny faminaniana nolazain’ny fanahy masina tamin’ny alalan’i Davida momba an’i Jodasy,+ ilay nitarika an’ireo nisambotra an’i Jesosy.+