-
Lioka 22:47Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
47 Tsy tapitra akory anefa ny teniny, dia ireny fa nisy vahoaka be tonga. Ary nitarika azy ireo ilay lehilahy atao hoe Jodasy, ilay anisan’ny 12 Lahy. Dia nanatona an’i Jesosy izy mba hanoroka azy.+
-
-
Jaona 18:3Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
3 Nitondra andia-miaramila sy mpiambina avy tamin’ny lehiben’ny mpisorona sy ny Fariseo àry i Jodasy, ka tonga tao nitondra fanilo sy jiro ary fiadiana.+
-