-
1 Mpanjaka 2:8Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
8 “Eo koa i Simey zanak’i Gera, ilay Benjaminita avy any Bahorima. Izy ilay nanozona ahy tamin’ny andro nankanesako tany Mahanaima,+ sady nahay vava be mihitsy.+ Rehefa nidina nitsena ahy tany amin’ny Reniranon’i Jordana anefa izy, dia nianiana taminy tamin’ny anaran’i Jehovah aho hoe: ‘Tsy hovonoiko amin’ny sabatra ianao.’+
-