FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Salamo 78:38
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 38 Namindra fo+ anefa izy;

      Namela* ny fahadisoan’izy ireo izy, ka tsy nandringana azy.+

      Matetika izy no nifehy ny hatezerany,+

      Fa tsy nisafoaka be.

  • Jeremia 26:19
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 19 “Namono an’i Mika ve i Hezekia mpanjakan’ny Joda sy ny Joda rehetra tamin’izay? Tsy natahotra an’i Jehovah ve i Hezekia ary nitalaho famindram-po tamin’i* Jehovah, ka niova hevitra* i Jehovah dia tsy nampihariny indray ilay loza efa nolazainy hamelezana azy ireo?+ Koa tena mitady loza* mihitsy isika.

  • Joela 2:13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 Ary ny fonareo rovitina,+ fa tsy ny akanjonareo,+

      Dia miverena amin’i Jehovah Andriamanitrareo.

      Fa mangoraka* sy mamindra fo izy, tsy mora tezitra,+ ary tena be fitiavana sy tsy mivadika.+

      Hiova hevitra* izy ka tsy handefa loza indray.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara