FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Nomery 14:19, 20
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 19 Asehoy re fa tena be fitiavana sy tsy mivadika ianao e, ka avelao ny helok’ity vahoaka ity, toy ny namelanao ny helony nanomboka tany Ejipta ka hatramin’izao.”+

      20 Dia hoy i Jehovah: “Avelako àry ny helony, araka ny teninao.+

  • Jeremia 30:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 “Fa ho eo foana aho mba hamonjy anao”, hoy i Jehovah,

      “Haripako kosa ny firenena rehetra nanaparitahako anao.+

      Ianao anefa tsy mba haripako.+

      Hanariko* araka ny antonony ianao,

      Ary tsy havelako ho afa-maina fotsiny fa hosaziko.”+

  • Fitomaniana 3:22
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 22 Noho i Jehovah tia antsika sy tsy mivadika amintsika no tsy maharipaka antsika,+

      Satria tsy mety lany mihitsy ny famindram-pony.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara