FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Levitikosy 26:44
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 44 Na eo aza anefa izany rehetra izany, ary na mbola any amin’ny tanin’ny fahavalony aza izy ireo, dia tsy handa+ na hanary azy ireo tanteraka aho ka hoe handripaka azy. Mivadika amin’ny fifanekena nataoko+ taminy mantsy aho raha manao an’izany. Fa izaho no Jehovah Andriamaniny.

  • Nehemia 9:31
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 31 Tena mamindra fo anefa ianao ka tsy nandringana azy+ na nahafoy azy, satria Andriamanitra mangoraka* sady mamindra fo ianao.+

  • Fitomaniana 3:22
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 22 Noho i Jehovah tia antsika sy tsy mivadika amintsika no tsy maharipaka antsika,+

      Satria tsy mety lany mihitsy ny famindram-pony.+

  • Amosa 9:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  8 ‘Mijery an’ilay fanjakana mpanota ny mason’i Jehovah Tompo Fara Tampony,

      Ka hofoanany tsy hisy intsony eny ambonin’ny tany izy io.+

      Tsy haringako tanteraka anefa ny taranak’i Jakoba’,+ hoy i Jehovah.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara