31 Fa Andriamanitra mamindra fo i Jehovah Andriamanitrao,+ ka tsy hahafoy anao na handringana anao na hanadino an’ilay fifanekena nianianany tamin’ny razambenao.+
23 Tsara fanahy tamin’izy ireo sy niantra azy anefa i Jehovah+ ka nikarakara azy ireo, noho ny fifanekena nataony tamin’i Abrahama+ sy Isaka+ ary Jakoba.+ Tsy tiany ho ringana izy ireo, ka tsy nariany tanteraka tsy ho eo anatrehany hatramin’izao.