Deoteronomia 4:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Ary nolazainy taminareo ilay fifanekena nasainy harahinareo,+ dia ny Didy Folo.*+ Nosoratany teo amin’ny takela-bato roa ilay izy avy eo.+ Jeremia 14:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 Aza ailikilika izahay noho ny anaranao.+Aza hamavoina ny seza fiandriananao be voninahitra. Mba tsarovy re ny fifanekena nataonao taminay+ e, ary aza mivadika amin’izany!
13 Ary nolazainy taminareo ilay fifanekena nasainy harahinareo,+ dia ny Didy Folo.*+ Nosoratany teo amin’ny takela-bato roa ilay izy avy eo.+
21 Aza ailikilika izahay noho ny anaranao.+Aza hamavoina ny seza fiandriananao be voninahitra. Mba tsarovy re ny fifanekena nataonao taminay+ e, ary aza mivadika amin’izany!