FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Eksodosy 34:6, 7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
  • Jeremia 46:27, 28
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 27 ‘Fa aza matahotra kosa ianao, ry Jakoba mpanompoko,

      Ary aza mihorohoro, ry Israely ô!+

      Fa hovonjeko avy any an-tany lavitra ianao,

      Ary ny taranakao hovonjeko avy any amin’ny tany nahababo azy.+

      Dia hiverina i Jakoba, ka hilamina sy tsy hisy hanakorontana.

      Tsy hisy hampatahotra azy ireo.+

      28 Koa aza matahotra, ry Jakoba mpanompoko’, hoy i Jehovah, ‘fa ho eo foana aho.

      Haripako ny firenena rehetra nanaparitahako anao,+

      Fa ianao tsy mba haripako.+

      Hanariko* araka ny antonony+ ianao,

      Ary tsy havelako ho afa-maina fotsiny fa hosaziko.’”

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara