-
Deoteronomia 27:24Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
24 “‘Voaozona izay miafina mba hamono olona ka mahafaty azy.’+ Dia hamaly ny olona rehetra hoe: ‘Amena!’
-
-
Salamo 109:2Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
2 Fa manoka-bava hamelezana ahy ny ratsy fanahy sy ny mpamitaka.
Milaza lainga momba ahy izy ireo;+
-
Salamo 109:10Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
10 Enga anie ho lasa mpangataka mirenireny ny zanany,*
Ka hitady hanina lavitry ny tranony efa ravarava.
-
-
-