-
2 Samoela 15:2, 3Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
2 Nifoha maraina i Absaloma, ka nitsangana teo amoron’ny lalana mankeo am-bavahadin’ny tanàna.+ Isaky ny nisy olona nanana raharaha hoentina hotsaraina eo anatrehan’ny mpanjaka,+ dia nantsoin’i Absaloma izy ka nilazany hoe: “Avy any aninona ianao?” Dia hoy ilay olona: “Avy amin’ny iray amin’ireo fokon’ny Israely ny mpanomponao.” 3 Ary izao no nolazain’i Absaloma taminy: “Ara-drariny sady ara-dalàna ny fangatahanao, saingy tsy misy olona notendren’ny mpanjaka hihaino anao.”
-
-
Salamo 31:18Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
18 Aoka tsy hahateny ny molotra mandainga,+
Dia ny molotra miteny an’avona hanohitra ny olo-marina, ka mirehareha sy manambany azy.
-