FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 2 Tantara 1:7-10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 Tamin’iny alina iny, dia niseho tamin’i Solomona Andriamanitra ka niteny hoe: “Angataho izay tianao homeko anao.”+ 8 Dia hoy i Solomona tamin’Andriamanitra: “Nasehonao tamin’i Davida raiko hoe tena tia azy sy tsy nivadika taminy ianao.+ Dia nataonao mpanjaka nandimby azy aho.+ 9 Enga anie àry mba ho tanteraka ny fampanantenana nataonao tamin’i Davida raiko, Jehovah Andriamanitra ô!+ Izaho mantsy efa nataonao mpanjaka, ka manjaka amin’ny olona be dia be hoatran’ny vovoka amin’ny tany.+ 10 Mba omeo fahendrena sy fahalalana+ aho mba hahaizako hitondra an’ity vahoaka ity.* Fa iza moa no mahay mitsara an’ireo vahoakanao be dia be ireo?”+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara