1 Mpanjaka 10:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 Nanan-karena+ sy hendry+ noho ny mpanjaka rehetra teto an-tany àry i Solomona Mpanjaka. 2 Tantara 1:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Mba omeo fahendrena sy fahalalana+ aho mba hahaizako hitondra an’ity vahoaka ity.* Fa iza moa no mahay mitsara an’ireo vahoakanao be dia be ireo?”+ Ohabolana 2:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
10 Mba omeo fahendrena sy fahalalana+ aho mba hahaizako hitondra an’ity vahoaka ity.* Fa iza moa no mahay mitsara an’ireo vahoakanao be dia be ireo?”+