-
1 Mpanjaka 3:12, 13Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
12 dia hotanterahiko izany fangatahanao izany.+ Homeko fo hendry sy fahaiza-misaina ianao,+ ka tsy nisy hoatr’anao mihitsy tany alohanao ary tsy hisy hoatr’anao intsony koa.+ 13 Homeko anao koa izay tsy nangatahinao,+ dia harena sy voninahitra,+ ka tsy hisy mpanjaka hitovy aminao mandritra ny androm-piainanao.*+
-
-
2 Tantara 9:22-24Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
22 Nanan-karena sy hendry noho ny mpanjaka rehetra teto an-tany àry i Solomona Mpanjaka.+ 23 Ary nangataka hihaona taminy* ny mpanjaka eran-tany, mba hihaino ny fahendrena nataon’ilay tena Andriamanitra tao am-pony.+ 24 Samy nitondra an’ireto fanomezana ireto izy ireo isan-taona: Zavatra vita tamin’ny volafotsy sy volamena, fitafiana,+ fitaovam-piadiana, menaka balsama, soavaly, ary ramole.
-