FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Mpanjaka 10:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Lasa nalaza i Solomona noho ny anaran’i Jehovah.+ Ary henon’ny mpanjakavavin’i Sheba ny lazany, ka tonga hitsapa azy tamin’ny fanontaniana saro-baliana* izy.+

  • 1 Mpanjaka 10:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 Tsy nino ny tenin’ny olona anefa aho raha tsy tonga tatỳ, ka ny masoko mihitsy no nahita. Hay na ny antsasany aza tsy nolazaina tamiko! Fa mihoatra lavitra noho ny zavatra henoko ny fahendrenao sy ny harenanao.

  • Lioka 11:31
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 31 Hiaraka hatsangana amin’ny olona anisan’ity taranaka ity ny mpanjakavavin’ny atsimo+ amin’ny Andro Fitsarana ka hanameloka an’ireo. Avy any amin’ny faran’ny tany mantsy izy no tonga mba hihaino ny fahendren’i Solomona. Misy lehibe noho i Solomona anefa eto.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara