Ohabolana 1:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 1 Ny ohabolan’i Solomona+ zanak’i Davida,+ mpanjakan’ny Israely.+ Mpitoriteny 12:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Lasa hendry ilay mpamory vahoaka, sady mbola nampianariny an’izay fantany foana ny olona.+ Nisaintsaina sy nanao fikarohana lalina koa izy, mba hahafahany handahatra* ohabolana be dia be.+
9 Lasa hendry ilay mpamory vahoaka, sady mbola nampianariny an’izay fantany foana ny olona.+ Nisaintsaina sy nanao fikarohana lalina koa izy, mba hahafahany handahatra* ohabolana be dia be.+