1 Mpanjaka 4:29 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 29 Nomen’Andriamanitra fahendrena sy fahiratan-tsaina* tsy nisy hoatr’izany i Solomona. Nomeny fo tena mahay manavaka koa izy, dia fahaiza-manavaka be dia be hoatran’ny fasika eny amoron-dranomasina.+ 1 Mpanjaka 4:32 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 32 Namorona* ohabolana+ 3 000 sy hira+ 1 005 izy. Mpitoriteny 12:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Lasa hendry ilay mpamory vahoaka, sady mbola nampianariny an’izay fantany foana ny olona.+ Nisaintsaina sy nanao fikarohana lalina koa izy, mba hahafahany handahatra* ohabolana be dia be.+
29 Nomen’Andriamanitra fahendrena sy fahiratan-tsaina* tsy nisy hoatr’izany i Solomona. Nomeny fo tena mahay manavaka koa izy, dia fahaiza-manavaka be dia be hoatran’ny fasika eny amoron-dranomasina.+
9 Lasa hendry ilay mpamory vahoaka, sady mbola nampianariny an’izay fantany foana ny olona.+ Nisaintsaina sy nanao fikarohana lalina koa izy, mba hahafahany handahatra* ohabolana be dia be.+