FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Tantara 22:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 Hiteraka lahikely ianao,+ ary hiadana* izy. Hovonjeko amin’ny fahavalo rehetra manodidina azy izy ka hataoko milamin-tsaina.+ Hantsoina hoe Solomona*+ mantsy izy, ary hataoko miadana sy milamina ny Israely amin’ny androny.+

  • 1 Tantara 28:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 Ary tamin’ny zanako rehetra—fa be dia be ny zanaka nomen’i Jehovah ahy+—dia i Solomona+ zanako no nofidiny mba hipetraka eo amin’ny seza fiandrianan’ny fanjakan’i Jehovah eo amin’ny Israely.+

  • 1 Tantara 29:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 29 Ary hoy i Davida Mpanjaka tamin’ny fiangonana manontolo: “Mbola kely sady tsy dia nahita fiainana*+ i Solomona zanako, ilay nofidin’Andriamanitra.+ Asa goavana koa no hatao, satria tsy ho an’olombelona ilay tempoly* fa ho an’i Jehovah Andriamanitra.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara