-
2 Tantara 2:15, 16Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
15 Koa alefaso, tompoko, ny varimbazaha, ny vary orza, ny menaka, ary ny divay efa nampanantenainao ny mpanomponao.+ 16 Izahay kosa hikapa hazo be dia be avy any Libàna,+ araka izay ilainao. Hataonay zahatra izany, dia halefanay eny an-dranomasina mandra-pahatonga any aminao any Jopa.+ Dia ianao no hampiakatra azy any Jerosalema.”+
-