FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Josoa 19:46
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 46 Me-jarkona, ary Rakona. Ary nandalo teo akaikin’i Jopa+ ilay sisin-tany.

  • Josoa 19:48
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 48 Izany no lova nozaraina ho an’ny fokon’i Dana, araka ny fianakaviany avy. Ireo ny tanàna sy ny tanàna kelin’izy ireo.

  • 1 Tantara 22:3, 4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 Nanomana vy be dia be i Davida mba hanaovana fantsika ho an’ny vavahady sy vy fametahan-javatra. Nanomana varahina be dia be efa tsy voalanja intsony koa izy,+ 4 ary hazo sedera+ tsy hita isa. Nitondra hazo sedera be dia be ho an’i Davida mantsy ny olona avy any Sidona+ sy Tyro.+

  • 2 Tantara 2:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Ireto avy ny sakafo homeko ho an’ny mpanomponao,+ dia ny mpikapa hazo: Varimbazaha 20 000 kora,* vary orza 20 000 kora, divay 20 000 bata,* ary menaka 20 000 bata.”

  • 2 Tantara 2:16
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 16 Izahay kosa hikapa hazo be dia be avy any Libàna,+ araka izay ilainao. Hataonay zahatra izany, dia halefanay eny an-dranomasina mandra-pahatonga any aminao any Jopa.+ Dia ianao no hampiakatra azy any Jerosalema.”+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara