1 Mpanjaka 3:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 dia hotanterahiko izany fangatahanao izany.+ Homeko fo hendry sy fahaiza-misaina ianao,+ ka tsy nisy hoatr’anao mihitsy tany alohanao ary tsy hisy hoatr’anao intsony koa.+ 1 Mpanjaka 4:29 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 29 Nomen’Andriamanitra fahendrena sy fahiratan-tsaina* tsy nisy hoatr’izany i Solomona. Nomeny fo tena mahay manavaka koa izy, dia fahaiza-manavaka be dia be hoatran’ny fasika eny amoron-dranomasina.+ Jakoba 1:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
12 dia hotanterahiko izany fangatahanao izany.+ Homeko fo hendry sy fahaiza-misaina ianao,+ ka tsy nisy hoatr’anao mihitsy tany alohanao ary tsy hisy hoatr’anao intsony koa.+
29 Nomen’Andriamanitra fahendrena sy fahiratan-tsaina* tsy nisy hoatr’izany i Solomona. Nomeny fo tena mahay manavaka koa izy, dia fahaiza-manavaka be dia be hoatran’ny fasika eny amoron-dranomasina.+