FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Mpanjaka 1:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 Nandritra izany fotoana izany, dia nanao izay hahazoana fahefana i Adonia+ zanakalahin’i Hagita, ka niteny hoe: “Izaho no ho mpanjaka!” Nampanamboatra kalesy ho azy sy naka mpitaingin-tsoavaly izy, ary nanangona lehilahy 50 hihazakazaka eo alohany.+

  • 1 Mpanjaka 1:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Nilaza tamin’i Batseba+ renin’i Solomona+ àry i Natana+ hoe: “Tsy henonao angaha fa efa lasa mpanjaka i Adonia+ zanak’i Hagita, nefa i Davida tompontsika tsy mahafantatra na inona na inona momba an’izany?

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara