-
1 Mpanjaka 6:10Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
10 Nataony manodidina an’ilay trano ireo efitrefitra,+ ary dimy hakiho avy ny haavony. Hazo sedera no nanakambanana azy ireo tamin’ilay trano.
-
-
Ezekiela 41:5Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
5 Norefesiny ny rindrin’ny tempoly, ka enina hakiho ny hateviny. Nisy efitrefitra nanodidina an’ilay tempoly, ka efatra hakiho ny sakany.+
-
-
Ezekiela 41:26Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
26 Nisy varavarankely mihatery+ sy sarina hazo palmie koa teo amin’ny andaniny sy ny ankilany tamin’ny lala-mitafo, sy teo amin’ny rindrin’ny efitrefitra tamin’ilay tempoly ary teo amin’ireo tafokely.
-