1 Mpanjaka 6:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Ary nanorina trano hafa manodidina an’ilay trano izy, ka nataony niankina tamin’ny rindrina manodidina ny tempoly* sy ny efitra anatiny indrindra+ izany. Ary nasiany efitrefitra ilay trano manodidina.+
5 Ary nanorina trano hafa manodidina an’ilay trano izy, ka nataony niankina tamin’ny rindrina manodidina ny tempoly* sy ny efitra anatiny indrindra+ izany. Ary nasiany efitrefitra ilay trano manodidina.+