1 Mpanjaka 5:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Koa asaivo mikapa hazo sederan’i Libàna+ ny olonao mba homena ahy. Dia hiara-miasa amin’ny mpanomponao ny mpanompoko, ary haloako izay karama lazainao hoe tokony homena ny mpanomponao. Fantatrao tsara mantsy fa tsy misy aminay mahay mikapa hazo hoatran’ny Sidonianina.”+ 1 Mpanjaka 6:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Nirefy 20 hakiho ny lavan’ilay efitra anatiny indrindra, 20 hakiho ny sakany, ary 20 hakiho ny haavony.+ Dia nopetahany takela-bolamena tsy misy fangarony ilay izy, ary nopetahany hazo sedera ny alitara.+
6 Koa asaivo mikapa hazo sederan’i Libàna+ ny olonao mba homena ahy. Dia hiara-miasa amin’ny mpanomponao ny mpanompoko, ary haloako izay karama lazainao hoe tokony homena ny mpanomponao. Fantatrao tsara mantsy fa tsy misy aminay mahay mikapa hazo hoatran’ny Sidonianina.”+
20 Nirefy 20 hakiho ny lavan’ilay efitra anatiny indrindra, 20 hakiho ny sakany, ary 20 hakiho ny haavony.+ Dia nopetahany takela-bolamena tsy misy fangarony ilay izy, ary nopetahany hazo sedera ny alitara.+