16 Ary nanamboatra efitra mirefy 20 hakiho teny amin’ny faran’ilay trano izy. Hazo fisaka sedera no nanaovany azy, nanomboka teo amin’ny gorodona ka hatreny amin’ny hazo mitondra ny tafo. Ary tao anatin’izy io no nataony ny efitra anatiny indrindra,+ izany hoe ny Masina Indrindra.+