-
2 Tantara 3:8, 9Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
8 Dia nanamboatra an’ilay efitra* atao hoe Masina Indrindra izy.+ Nirefy 20 hakiho mitovy amin’ny sakan’ilay trano ny lavany, ary 20 hakiho koa ny sakany. Norakofany volamena tena tsara nilanja 600 talenta* ilay izy.+ 9 Nilanja 50 sekely* ny volamena nanaovana an’ireo fantsika. Norakofany volamena koa ireo efitra tany an-tampon-trano.
-