1 Mpanjaka 6:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Nirefy 20 hakiho ny lavan’ilay efitra anatiny indrindra, 20 hakiho ny sakany, ary 20 hakiho ny haavony.+ Dia nopetahany takela-bolamena tsy misy fangarony ilay izy, ary nopetahany hazo sedera ny alitara.+
20 Nirefy 20 hakiho ny lavan’ilay efitra anatiny indrindra, 20 hakiho ny sakany, ary 20 hakiho ny haavony.+ Dia nopetahany takela-bolamena tsy misy fangarony ilay izy, ary nopetahany hazo sedera ny alitara.+