Eksodosy 26:33 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 33 Ahantòny eo ambanin’ireo faraingo kely ny ridao, ary ento mankao ambadik’ilay ridao ny Vata Misy ny Tenin’ny Vavolombelona.+ Ilay ridao no hanasaraka ny Masina+ sy ny Masina Indrindra.+ 1 Mpanjaka 8:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Dia nentin’ny mpisorona ilay Vata misy ny fifanekena nataon’i Jehovah, ka nataony teo amin’ny toerany,+ tao amin’ny efitra anatiny indrindra amin’ilay trano, tao amin’ny Masina Indrindra, teo ambany elatr’ireo kerobima.+ Hebreo 9:24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
33 Ahantòny eo ambanin’ireo faraingo kely ny ridao, ary ento mankao ambadik’ilay ridao ny Vata Misy ny Tenin’ny Vavolombelona.+ Ilay ridao no hanasaraka ny Masina+ sy ny Masina Indrindra.+
6 Dia nentin’ny mpisorona ilay Vata misy ny fifanekena nataon’i Jehovah, ka nataony teo amin’ny toerany,+ tao amin’ny efitra anatiny indrindra amin’ilay trano, tao amin’ny Masina Indrindra, teo ambany elatr’ireo kerobima.+