-
Apokalypsy 11:19Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
19 Ary nosokafana ny toerana masin’ny tempolin’Andriamanitra tany an-danitra, ka tazana tao ilay Vata misy ny fifanekena.+ Dia nisy tselatra sy feo sy kotroka sy horohoron-tany ary havandra vaventy.
-