-
1 Mpanjaka 7:24Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
24 Nisy haingony nitovy tamin’ny voatango+ teo ambanin’ny molony manodidina azy. Voatango folo isaky ny iray hakiho no nanodidina an’ilay Ranomasina. Roa andalana ireo voatango ireo ary lasitra iray ihany no nandrendrehana azy ireo sy ilay Ranomasina.
-