1 Mpanjaka 6:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Noravahana sary sokitra voatango+ sy voninkazo mamelana+ ireo hazo sedera tao anatin’ilay trano. Hazo sedera daholo izy manontolo, ary tsy nisy vato tazana.
18 Noravahana sary sokitra voatango+ sy voninkazo mamelana+ ireo hazo sedera tao anatin’ilay trano. Hazo sedera daholo izy manontolo, ary tsy nisy vato tazana.