FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 2 Tantara 3:10-13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Dia nasiany sarivongana kerobima roa tao amin’ilay efitra* Masina Indrindra, ka nopetahany takela-bolamena ireo.+ 11 Ary 20 hakiho ny halavan’ny elatr’ireo kerobima+ raha atambatra. Dimy hakiho ny halavan’ny iray amin’ny elatr’ilay kerobima voalohany, ary nipaika tamin’ny rindrin’ilay efitra ilay izy. Dimy hakiho koa ny halavan’ny elany ilany, ary nipaika tamin’ny iray amin’ny elatr’ilay kerobima faharoa ilay izy. 12 Dimy hakiho ny halavan’ny iray amin’ny elatr’ilay kerobima iray, ary nipaika tamin’ny rindrin’ilay efitra ilay izy. Dimy hakiho koa ny halavan’ny elany ilany, ary nipaika tamin’ny iray amin’ny elatr’ilay kerobima voalohany ilay izy. 13 Nivelatra ny elatr’ireo kerobima ireo, ary nirefy 20 hakiho. Nijoro tamin’ny tongony izy ireo, sady nanatrika an’ilay efitra lehibe.*

  • 2 Tantara 5:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 Nivelatra teo ambonin’ny toerana nisy an’ilay Vata àry ny elatr’ireo kerobima, ka nanaloka an’ilay Vata sy ireo bao filanjana+ azy ny kerobima.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara