18 Nomeny koa ny lanjan’ny volamena voadio ho an’ny alitara fandoroana emboka manitra+ sy ho an’ireo kerobima izay sary fanehoana ny kalesy,+ izany hoe ireo kerobima+ volamena mamelatra ny elany ka manaloka ny Vata misy ny fifanekena nataon’i Jehovah.