-
2 Tantara 5:2, 3Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
2 Tamin’izany fotoana izany, dia novorin’i Solomona ny anti-panahin’ny* Israely, sy ny lehibem-poko rehetra, ary ny mpiadidy teo amin’ny fianakaviamben’ny Israely. Tonga tany Jerosalema izy ireo mba hampiakatra ny Vata misy ny fifanekena nataon’i Jehovah, avy tany amin’ny Tanànan’i Davida,+ izany hoe Ziona.+ 3 Dia nivory teo anatrehan’ny mpanjaka ny lehilahy rehetra teo amin’ny Israely tamin’ny fotoanan’ny fety,* izay natao tamin’ny volana fahafito.+
-