Levitikosy 23:34 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 34 “Ilazao ny Israelita hoe: ‘Ny andro faha-15 amin’io volana fahafito io dia Fetin’ny Trano Rantsankazo.* Fety ho an’i Jehovah izany, ary maharitra fito andro.+ 2 Tantara 7:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Nanao fety nandritra ny fito andro+ i Solomona tamin’izay, niaraka tamin’ny Israely rehetra, izay fiangonana lehibe avy any Lebo-hamata* ka hatrany amin’ny Reniranon’i* Ejipta.+
34 “Ilazao ny Israelita hoe: ‘Ny andro faha-15 amin’io volana fahafito io dia Fetin’ny Trano Rantsankazo.* Fety ho an’i Jehovah izany, ary maharitra fito andro.+
8 Nanao fety nandritra ny fito andro+ i Solomona tamin’izay, niaraka tamin’ny Israely rehetra, izay fiangonana lehibe avy any Lebo-hamata* ka hatrany amin’ny Reniranon’i* Ejipta.+