Levitikosy 23:34 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 34 “Ilazao ny Israelita hoe: ‘Ny andro faha-15 amin’io volana fahafito io dia Fetin’ny Trano Rantsankazo.* Fety ho an’i Jehovah izany, ary maharitra fito andro.+ Deoteronomia 16:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 “Tokony hankalaza ny Fetin’ny Trano Rantsankazo*+ ianao mandritra ny fito andro, rehefa manangom-bokatra avy eny am-pamoloana sy avy amin’ny famiazan’olivanao sy ny famiazam-boalobokao.
34 “Ilazao ny Israelita hoe: ‘Ny andro faha-15 amin’io volana fahafito io dia Fetin’ny Trano Rantsankazo.* Fety ho an’i Jehovah izany, ary maharitra fito andro.+
13 “Tokony hankalaza ny Fetin’ny Trano Rantsankazo*+ ianao mandritra ny fito andro, rehefa manangom-bokatra avy eny am-pamoloana sy avy amin’ny famiazan’olivanao sy ny famiazam-boalobokao.