FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Mpanjaka 1:38
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 38 Dia nidina i Zadoka mpisorona, Natana mpaminany, Benaia+ zanak’i Joiada, ny Keretita, ary ny Peletita,+ ka nampitaingenin’izy ireo an’ilay ramolen’i Davida Mpanjaka i Solomona+ dia nentiny tany Gihona.+

  • Lioka 19:33-35
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 33 Raha mbola namaha an’ilay zanak’ampondra anefa izy ireo, dia hoy ny tompony: “Fa maninona no vahanareo io zanak’ampondra io?” 34 Dia namaly izy ireo hoe: “Misy ilan’ny Tompo azy.” 35 Ary nentin’izy roa lahy tany amin’i Jesosy ilay zanak’ampondra, dia napetrak’izy ireo teo ambonin’ilay izy ny akanjon’izy ireo ivelany, ka nasainy nitaingina teo i Jesosy.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara