FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Salamo 78:69
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 69 Nataony maharitra toy ny lanitra* ny toerany masina,+

      Toy ny tany izay nataony mafy orina mandrakizay.+

  • Salamo 132:13, 14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 Fa efa nifidy an’i Ziona i Jehovah;+

      Te hipetraka ao izy,+ ka niteny hoe:

      14 “Ity no toerana honenako mandrakizay;

      Eto aho no hipetraka,+ satria izany no faniriako.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara