- 
	                        
            
            1 Tantara 28:5, 6Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
 - 
                            
- 
                                        
5 Ary tamin’ny zanako rehetra—fa be dia be ny zanaka nomen’i Jehovah ahy+—dia i Solomona+ zanako no nofidiny mba hipetraka eo amin’ny seza fiandrianan’ny fanjakan’i Jehovah eo amin’ny Israely.+
6 “Hoy izy tamiko: ‘I Solomona zanakao no hanorina ny tranoko sy hanao ny tokotaniko. Nifidy azy ho zanako mantsy aho, ary izaho ho rainy.+
 
 -