-
2 Tantara 7:13, 14Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
13 Raha manidy ny lanitra aho ka tsy misy orana, na mibaiko ny valala mba handripaka ny zavamaniry eo amin’ny tany, na mandefa areti-mandringana hamely ny vahoakako, 14 nefa manetry tena+ ny vahoakako izay antsoina amin’ny anarako,+ ka mivavaka sy mitady ahy ary miala amin’ny ratsy fanaony,+ dia hihaino any an-danitra aho ka hamela ny fahotany ary hamerina ny taniny amin’ny laoniny.*+
-