-
2 Tantara 6:22, 23Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
22 “Raha misy olona manota amin’ny namany ka asaina mianiana* sy miaiky hoe ho voaozona izy raha tsy manaja an’ilay fianianana,* ary tonga eo anoloan’ny alitaranao ato amin’ity trano ity izy,+ 23 dia enga anie ianao hihaino any an-danitra any, ka hanao zavatra ary hitsara ny mpanomponao! Sazio ny ratsy fanahy, ary valio araka izay nataony izy.+ Lazao hoe tsy manan-tsiny* kosa ny olo-marina, ary omeo valisoa izy satria nanao ny marina.+
-