FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Isaia 3:10, 11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Lazao ny olo-marina hoe hahita soa izy ireo,

      Ary homena valisoa noho izay ataony.*+

      11 Hahita loza ny ratsy fanahy!

      Hahita loza izy,

      Fa izay nataony ihany no havaly aminy!

  • Ezekiela 18:20
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 20 Fa izay olona manota no ho faty.+ Tsy hizaka ny vokatry ny fahadisoan’ny rainy ny zanaka, ary tsy hizaka ny vokatry ny fahadisoan’ny zanaka ny rainy. Izay manao ny tsara ihany no hahazo valisoa noho ny tsara nataony, ary izay ratsy fanahy ihany no ho voasazy noho ny ratsy nataony.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara